AMIN’IZAO TONTOLO IZAO (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Amin’izao tontolo izao
Lasa fomba toa fanao
Ny hira fiderana ho rendrarendra sy filàna
Angamba wshwman tsy mba tononkira.serasera.org avy ao am-po
No wthvrtt ihirana an’i Jesoa
Fa natao izany ahazoana laza
Ety an-tany
2-Misy aza indraindray
Tsy mba mihevitra fa sahy
Miteniteny foana ny tononkira
Tsy ahoan-tsy ahoana
Angamba heverin’izy ireny
Fa raha toa ka miteny
Dia ilay mamoafady
No ahazoana girady
REF:
Izaho hihira ihany hihira hatrany ny Anaranao
Jesoa Ianao tokoa no mendri-kaja derainay koa
Ingao ny fiderana fankalazàna ny Anarany
(Tanora unriwjk Kristiana Vavolombelona)
(TA.KRI.VA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Vangy : 2994
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : patypv
Daty : 10/11/2008 12:58