AMIN’IZAO TONTOLO IZAO (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Amin’izao tontolo izao
Lasa fomba toa fanao
Ny hira fiderana ho rendrarendra sy mhmpsdox filàna
Angamba tsy mba avy ao am-po
No ihirana an’i Jesoa
Fa natao izany ahazoana laza
Ety an-tany
2-Misy aza indraindray
Tsy mba yqsanpl mihevitra fa sahy
Miteniteny foana ny tononkira
Tsy ahoan-tsy ahoana
Angamba heverin’izy ireny
Fa raha toa ka miteny
Dia ilay mamoafady
No ahazoana girady
REF:
Izaho hihira ihany fqkf hihira hatrany ny Anaranao
Jesoa Ianao tokoa no mendri-kaja derainay koa
Ingao ny fiderana fankalazàna ny Anarany
(Tanora Kristiana tononkira.serasera.org Vavolombelona)
(TA.KRI.VA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Visites : 2855
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : patypv
Date : 10/11/2008 12:58