AMIN’IZAO TONTOLO IZAO (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Amin’izao tontolo izao
Lasa fomba toa fanao
Ny hira fiderana ho rendrarendra sy tononkira.serasera.org filàna
Angamba tsy mba avy ao am-po
No ihirana an’i Jesoa
Fa natao izany ahazoana laza
Ety an-tany
2-Misy aza indraindray
Tsy mba mihevitra fa sahy
Miteniteny foana ny tononkira
Tsy ahoan-tsy ahoana
Angamba vmyz heverin’izy ireny
Fa raha toa ka miteny
Dia ilay mamoafady hsmx
No ahazoana girady
REF:
Izaho hihira ihany hihira hatrany dxlz ny Anaranao
Jesoa Ianao tokoa no mendri-kaja derainay koa
Ingao ny fiderana fankalazàna ny Anarany
(Tanora Kristiana Vavolombelona)
(TA.KRI.VA)
Lasa fomba toa fanao
Ny hira fiderana ho rendrarendra sy tononkira.serasera.org filàna
Angamba tsy mba avy ao am-po
No ihirana an’i Jesoa
Fa natao izany ahazoana laza
Ety an-tany
2-Misy aza indraindray
Tsy mba mihevitra fa sahy
Miteniteny foana ny tononkira
Tsy ahoan-tsy ahoana
Angamba vmyz heverin’izy ireny
Fa raha toa ka miteny
Dia ilay mamoafady hsmx
No ahazoana girady
REF:
Izaho hihira ihany hihira hatrany dxlz ny Anaranao
Jesoa Ianao tokoa no mendri-kaja derainay koa
Ingao ny fiderana fankalazàna ny Anarany
(Tanora Kristiana Vavolombelona)
(TA.KRI.VA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Hits : 2900
Likes : 0 Like
Created by : patypv
Date : 10/11/2008 12:58
