Fanantenana (Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)- Mbola misy fanantenana avy Aminao,
ka izany no hiràko..
Na dia vrgn manjombona mamanala,izao anio izao!
mbola hisava tononkira.serasera.org io ny ampitso
Réf:
Fa fanantenana tsy miova Ianao Jeso o!
Ilay Mpamonjy miahy izay miaraka Aminy,
ka na matroka manjombon-dava,
ny finoako no tano tsy ho rava,
Fanatenana ho ahy Jeso!!
2)- Raha mafy ny fitsapàna 'zay mahazo ety!!
Oh tohano ny finoako!!
Mb tsy ho foana Ilay hafanana 'zay natolotrao,
Eny izany no iriako.
Fa Fanantenako Ianao Jeso (x2)
fa Fanantenana tsy mivadika tokoa
Fa Andry sy Tokiko Jeso (x2)
fa Andry psaxoho sy Toky tsy sthwei mivadika tokoa
A/C : MICK Andrianarisoa (ta.fa 2019)
ka izany no hiràko..
Na dia vrgn manjombona mamanala,izao anio izao!
mbola hisava tononkira.serasera.org io ny ampitso
Réf:
Fa fanantenana tsy miova Ianao Jeso o!
Ilay Mpamonjy miahy izay miaraka Aminy,
ka na matroka manjombon-dava,
ny finoako no tano tsy ho rava,
Fanatenana ho ahy Jeso!!
2)- Raha mafy ny fitsapàna 'zay mahazo ety!!
Oh tohano ny finoako!!
Mb tsy ho foana Ilay hafanana 'zay natolotrao,
Eny izany no iriako.
Fa Fanantenako Ianao Jeso (x2)
fa Fanantenana tsy mivadika tokoa
Fa Andry sy Tokiko Jeso (x2)
fa Andry psaxoho sy Toky tsy sthwei mivadika tokoa
A/C : MICK Andrianarisoa (ta.fa 2019)
--------
Link:
Comments
R.E.F
(
10/09/2019 21:44)
hira nampahery ny mpikambaa rehetra tanaty ady sarotra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA)Hits : 1039
Likes : 0 Like
Created by : R.E.F
Date : 10/09/2019 23:13
