Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanantenana (Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)- Mbola misy fanantenana avy Aminao,
ka izany no hiràko..
Na dia manjombona mamanala,izao anio izao!
mbola hisava io ny ampitso
Réf:
Fa fanantenana tsy miova Ianao Jeso o!
Ilay xdhv Mpamonjy miahy izay miaraka Aminy,
ka na matroka manjombon-dava,
ny finoako no tano tsy ho rava,
Fanatenana ho ahy Jeso!!
2)- Raha mafy ny fitsapàna 'zay mahazo ety!!
Oh tohano ny finoako!!
Mb tsy ho foana Ilay hafanana 'zay natolotrao,
Eny izany no iriako.
Fa Fanantenako Ianao Jeso (x2)
fa Fanantenana tsy wjrgoer mivadika tokoa
Fa tononkira.serasera.org Andry sy Tokiko Jeso (x2)
fa Andry sy Toky tsy mivadika tokoa
A/C : vgnfks MICK Andrianarisoa (ta.fa 2019)

--------
Link:
Comments
R.E.F
(
10/09/2019 21:44)
hira nampahery ny mpikambaa rehetra tanaty ady sarotra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA)Hits : 1015
Likes : 0 Like
Created by : R.E.F
Date : 10/09/2019 23:13