Andramo (Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona tononkira.serasera.org no mahazo anao,
no ifyo toa jhjbps kivy toy izao?
adim-piainana ve,
no tapi-dalan-kaleha??
Mamoifo ianao,
f'izay rehetra natao,
toa rava maina avokoa,
tsy nisy nitondra soa!!
Ny fiainanao tsy mety miova,
fahantrana lava izao, hivarotana lova,
mahatsiaro irery ianao, toa tsy hisy maraina,
fahoriana mankalao mamelon-taraina.
Mba andramo ka itodiho Jesosy Fitiavana,
Tsy miova omaly sy anio, raiso ho namana,
Fa n'aiza n'aiza haleha raha mbola eto an-tany,
tsy miavona Izy fa mandre 'zany olanao 'zany.
Mba andramo ka izahao fa tsara Andriamanitra,
Asany izao rehetra izao:
he! Meva sy maharitra!!!
K'aza miavona am-po fa vohay varavarana!!
f'Izy rehefa bsqelkcz ao aminao hitondra Fiadanana!!
A/C : eddy Ramaroson (ta.fa 2019)

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA)Vangy : 935
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : R.E.F
Daty : 10/09/2019 23:17