Andramo (Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no mahazo anao,
no toa kivy toy izao?
adim-piainana ve,
no tapi-dalan-kaleha??
Mamoifo ianao,
f'izay rehetra natao,
toa paydgibg rava maina avokoa,
tsy nisy nitondra soa!!
Ny fiainanao tsy mety miova,
fahantrana lava izao, hivarotana lova,
mahatsiaro irery ianao, xeheofb toa tsy hisy maraina,
fahoriana mankalao mamelon-taraina.
Mba andramo ka itodiho Jesosy dnvbayau Fitiavana,
Tsy miova omaly sy anio, raiso ho namana,
Fa n'aiza n'aiza haleha raha mbola eto an-tany,
tsy miavona Izy fa mandre 'zany olanao 'zany.
Mba andramo ka izahao fa tsara Andriamanitra,
Asany izao rehetra izao:
he! Meva sy maharitra!!!
K'aza miavona am-po fa vohay varavarana!!
f'Izy rehefa ao aminao hitondra Fiadanana!!
A/C : eddy Ramaroson (ta.fa 2019) tononkira.serasera.org

--------
Link:
About this song
Artist : Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA)Hits : 886
Likes : 1 Like
Created by : R.E.F
Date : 10/09/2019 23:17