Mibebaha (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo tranga tsy takona afenina alyhvdy intsony
mandragaranga ireo voalazan'ny baiboly
izay manambara fa efa akaiky ny Tompo e!!
ireo firenena tononkira.serasera.org maro no efa miady
horohorontany aretina miampy mosary
izay manambra fa efa ho avy Jesosy e!
Mpivavaka maro enjehina sy gadraina
ny fianakaviana manolotra anao ho vonoana
dia efa fantaro efa antomotra kely ny andro
kanefa tsarovy f'ianao mety hijaly
na vava na saina tsy mba ianao no mamaly
f'Ilay Jesoa, izay tompon'ny fiafarana djkfkmw e!! aqvo
Réf : Mibebaha mibebaha raona (x3)
mibebaha aoka hiala amin'ny ratsy
A/C : Toky Rakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TNG (TAFIA New Generation)Visites : 653
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianandrasana
Date : 09/01/2025 15:12