Mibebaha (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Maro ireo tranga evkj tsy sbazlvk takona afenina intsony
mandragaranga ireo voalazan'ny baiboly
izay manambara fa efa akaiky ny Tompo e!!
ireo firenena maro no efa miady
horohorontany aretina miampy mosary
izay manambra fa efa ho avy Jesosy e!
Mpivavaka maro enjehina sy gadraina
ny fianakaviana uvna manolotra anao ho vonoana
dia efa fantaro efa antomotra kely ny andro
kanefa tsarovy f'ianao mety hijaly
na vava na saina tsy mba ianao no mamaly
f'Ilay Jesoa, izay tompon'ny fiafarana e!!
Réf : Mibebaha mibebaha raona (x3)
mibebaha aoka hiala amin'ny ratsy
A/C : Toky Rakoto
mandragaranga ireo voalazan'ny baiboly
izay manambara fa efa akaiky ny Tompo e!!
ireo firenena maro no efa miady
horohorontany aretina miampy mosary
izay manambra fa efa ho avy Jesosy e!
Mpivavaka maro enjehina sy gadraina
ny fianakaviana uvna manolotra anao ho vonoana
dia efa fantaro efa antomotra kely ny andro
kanefa tsarovy f'ianao mety hijaly
na vava na saina tsy mba ianao no mamaly
f'Ilay Jesoa, izay tompon'ny fiafarana e!!
Réf : Mibebaha mibebaha raona (x3)
mibebaha aoka hiala amin'ny ratsy
A/C : Toky Rakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)Visites : 565
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianandrasana
Date : 09/01/2025 15:12
