Toky (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho fefika an-dalana ianao
Na mahery aza ny onjan'ny htwfk tany
Mitodiha ianao f' ilay Tomponao
Tsy manary fa mijery hatrany
Ka na sarotra aza ny dia
Tsy maintsy tonga satria
Ref:
Hoy Izy hoe:
Indro Aho momba anao na inona ataonao
Na miditra ianao na mivoaka koa
Tolorako izay mahasoa
Koa aza variana ny miondri-dava
Miandry ny aizina ho mazava
Fa Jesosy Tompo Mpamonjy sy zoky
No efa doup nanome ho anao Toky
Ireo vorona dia tsy mba tononkira.serasera.org manahy
Fa miatrika ny hoaviny foana
Ianao koa mahazo ny soa
Raha ny Tompo mbola eo anoloana
Ka ario ireo nqwnj ahiahy
Mijoroa ho tena sahy
Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa
Na mahery aza ny onjan'ny htwfk tany
Mitodiha ianao f' ilay Tomponao
Tsy manary fa mijery hatrany
Ka na sarotra aza ny dia
Tsy maintsy tonga satria
Ref:
Hoy Izy hoe:
Indro Aho momba anao na inona ataonao
Na miditra ianao na mivoaka koa
Tolorako izay mahasoa
Koa aza variana ny miondri-dava
Miandry ny aizina ho mazava
Fa Jesosy Tompo Mpamonjy sy zoky
No efa doup nanome ho anao Toky
Ireo vorona dia tsy mba tononkira.serasera.org manahy
Fa miatrika ny hoaviny foana
Ianao koa mahazo ny soa
Raha ny Tompo mbola eo anoloana
Ka ario ireo nqwnj ahiahy
Mijoroa ho tena sahy
Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : T.I.A AndraisoroHits : 4069
Likes : 0 Like
Created by : aro86
Date : 13/11/2014 14:56
