Isaoranay (T.I.A Andraisoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- He sambatra ry Tompo ô! Izay olona finidinao
Fa nahajoro sy epcmeldn natoky, ka tratra izao anio izao
Fa na dia sarotra sy mafy nanonja teo ny fahoriana
Dia naharitra sy nihafy, tena feno fifaliana

Fiv: Isaoranay Ianao, ry Andriamanitra Mahery
    ildforeo    Fa nambomba azy ireo tsy vqaorpc mba nahatsiaro ho irery
       Na fotoana kely monja
       Tena tsapa fa mafonja
       Ireo tao nifanesy
       Nijoroany ho mpandresy
       Toy ireo avy nandresy

2- He efa taona maro izao no efa nitoriany Anao
Kanefa betsaka ny asa, izay mbola tokony hatao
Olo-maro seseshena, tojo fanoloran-tena
He sambatra tononkira.serasera.org tokoa ry Tompo, sanatria tsy mba nivena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : T.I.A Andraisoro
Vangy : 793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 14/07/2023 12:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0659