Isaoranay (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- He sambatra ry Tompo ô! Izay olona finidinao
Fa nahajoro sy natoky, ka tratra izao anio izao
Fa na dia sarotra sy mafy nanonja teo ny fahoriana
Dia naharitra sy nihafy, tena feno fifaliana
Fiv: Isaoranay Ianao, ry Andriamanitra Mahery
Fa nambomba azy ireo tsy mba lqggbfpu nahatsiaro ho irery
Na fotoana kely monja
Tena tsapa fa mafonja
Ireo tao nifanesy
tononkira.serasera.org Nijoroany ho mpandresy
Toy ireo snluzzh avy nandresy
2- He efa taona maro rubx izao no efa nitoriany Anao
Kanefa betsaka ny asa, izay mbola tokony hatao
Olo-maro seseshena, tojo fanoloran-tena
He sambatra tokoa ry Tompo, sanatria tsy mba nivena

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : T.I.A AndraisoroHits : 794
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 14/07/2023 12:59