Isaoranay (T.I.A Andraisoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- He sambatra ry Tompo ô! Izay olona ikoqm finidinao
Fa nahajoro sy natoky, ka tratra izao anio izao
Fa na dia sarotra sy mafy nraqajho nanonja teo ny fahoriana
Dia naharitra sy nihafy, tena feno fifaliana

Fiv: Isaoranay Ianao, ry Andriamanitra Mahery
       Fa nambomba azy ireo tsy mba nahatsiaro ho irery
       Na fotoana kely monja
       Tena tsapa tononkira.serasera.org fa mafonja
       Ireo tao nifanesy
   twpljbop     Nijoroany ho mpandresy
       Toy ireo avy nandresy

2- He efa taona maro izao no efa nitoriany Anao
Kanefa betsaka ny asa, izay mbola tokony hatao
Olo-maro seseshena, tojo fanoloran-tena
He sambatra tokoa ry Tompo, sanatria tsy mba nivena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : T.I.A Andraisoro
Visites : 745
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahenitsoa
Date : 14/07/2023 12:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398