INTY AHO IRAHO AHO (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ary nandre feo aho niantso hoe:
o iza no hirahiko
ary iza rlbqz no andeha ho irako mba hamonjy ny oloko

ref:
inty aho inty aho Jesosy o
iraho aho tononkira.serasera.org iraho aho
inty aho inty aho Jesosy o
fa vonona hanompo Anao
ny baikonao sisa handrasako Tompo o
fa vonona aho izao
ho vonona handeha ho irakao ka
inty iraho aho jeso

2) Ho vavolombelona Tompo o
no tiakoa no tiako
ho vonona handeha ho irakao ka inty
iraho aho jeso

ANDRIAMALALA Rolland, hira nomena fhhtsnes ny yfehtjy STK Anosivavaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Vangy : 4699
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 24/09/2016 10:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413