Misaotra (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA
Aleo tsy hamiratra amiko intsony io masoandro io
Ka ny tany amin’izay ho ho potika sy fefika tadio
F’izaho tsy hitsahatra ny hitia anao
Ny cgujkoid tononkira.serasera.org fitiavako anjakao
Ka na ho foanana amiko avokoa ny anjara masoandroko
Ka alaina amiko avokoa ny zava-mahafinaritro
Izaho iqidbwri tsy hitsahatra ny hiantso anao
Ny fitiavako homeko anao
Misaotra anao aho, cervcxoe misotra anao nanome,
Nanome indray andro monja tena fitiavana mafonja
Fa tiako ianao, mamiko ianao r’ilay nanafy,
Nanafy indray ririnina, ny ngirifirin’ity nofoko, ity nofoko
Saika feno ratra, nohon’ny antony samihafa
Aloe …. (nomeko anao)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SolomiralVangy : 4225
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Daty : 28/01/2005 07:59