Misaotra (Solomiral)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA

Aleo tsy hamiratra amiko intsony io masoandro io
Ka ny tany amin’izay ho ho potika sy fefika tadio
F’izaho tsy hitsahatra ny hitia anao
Ny fitiavako nhdzq anjakao

Ka na ho szvubscn foanana amiko avokoa ny anjara masoandroko
Ka alaina amiko avokoa ny zava-mahafinaritro
Izaho tsy hitsahatra ny hiantso anao
Ny fitiavako homeko anao

Misaotra anao aho, misotra anao nanome,
Nanome indray andro monja tena fitiavana mafonja
Fa tiako ianao, mamiko ianao r’ilay nanafy,
Nanafy indray ririnina, ny ngirifirin’ity nofoko, ity nofoko
Saika feno ratra, tononkira.serasera.org nohon’ny antony samihafa

Aloe uxwpmvqk …. (nomeko anao)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Solomiral
Hits : 4341
Likes : 0 Like
Created by : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Date : 28/01/2005 07:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0997