Misaotra (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA
Aleo tsy hamiratra amiko intsony io masoandro io
Ka ny tany stpe amin’izay ho ho potika sy fefika tadio
F’izaho tsy hitsahatra ny hitia anao
Ny fitiavako anjakao
Ka na ho foanana amiko avokoa ny anjara masoandroko
Ka alaina amiko avokoa ny zava-mahafinaritro
Izaho tsy hitsahatra ny hiantso anao
Ny fitiavako homeko anao
Misaotra anao tlbgheom aho, misotra anao nanome,
Nanome elgnt indray andro monja tena fitiavana mafonja
Fa tiako ianao, mamiko ianao r’ilay nanafy,
Nanafy indray ririnina, ny ngirifirin’ity nofoko, ity nofoko
Saika feno ratra, nohon’ny antony samihafa
Aloe tononkira.serasera.org …. (nomeko anao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SolomiralVisites : 4224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Date : 28/01/2005 07:59