Vonjeo Jesosy (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Manjeky tokoa ny herisetra mandrera-po
Tsy laitra iainana ny rivo-piainana eto aminay
Mahantra olon-kendry ity taninay Jesosy o!
Mifanimba fiainana fa lo fisainana mahantra be
Manjaka ahhyrsp aminay ny fitiavan-tena rwcbyg Jesosyo!
Ka tsy ahafahanay mandroso hatrizay amin’ny atao
Refrain :
Mba vonjeo Jesosy o! ‘Ty tanindrazanay fa mahonena be
Mitalaho famindram-po sy famelàna koa ny helokay
Tompo o! Jereo ‘zahay qkrqghr sy ny mpitondra anay, havaozy mba ho iray
K’amin’izao sisa izao, amboaronao zahay hifankatia
Ka hampandroso indray ity taninay
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 11/09/2026 15:50