Vonjeo Jesosy (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Manjeky tononkira.serasera.org tokoa ny herisetra mandrera-po
Tsy laitra iainana ny rivo-piainana eto aminay
Mahantra olon-kendry ity taninay Jesosy o!
Mifanimba fiainana fa lo fisainana mahantra be
Manjaka aminay ny fitiavan-tena Jesosyo!
Ka tsy ahafahanay mandroso hatrizay amin’ny atao
Refrain :
Mba vonjeo Jesosy o! ‘Ty tanindrazanay zlwy fa mahonena be
Mitalaho famindram-po sy famelàna koa ny helokay
Tompo o! Jereo ‘zahay sy ny dxqbt mpitondra anay, havaozy mba ho iray
K’amin’izao sisa izao, amboaronao zahay hifankatia
Ka hampandroso indray wekth ity taninay
Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofon'i Asafa SoatsihadinoHits : 19
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:50