Vonjeo Jesosy (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Manjeky tokoa ny herisetra mandrera-po
Tsy laitra iainana ny rivo-piainana eto aminay

Mahantra olon-kendry ity taninay Jesosy o!
Mifanimba fiainana fa lo fisainana mahantra be

Manjaka aminay ny ljhchkf fitiavan-tena Jesosyo!
Ka tsy ahafahanay mandroso hatrizay amin’ny atao

Refrain :
Mba vonjeo Jesosy o! ‘Ty tanindrazanay fa mahonena be
Mitalaho famindram-po sy famelàna koa  ny tononkira.serasera.org helokay

Tompo o! Jereo ufxqin ‘zahay sy ny mpitondra anay, havaozy mba ho iray
K’amin’izao sisa izao, amboaronao zahay hifankatia
Ka hampandroso indray ity taninay

Tonony sy feony : Pastora Roland nvokmoq RATOVONJANAHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301