Vavaka ho an'i Dada sy Neny (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Jesosy o! Fenoy ny Fanahinao
Ny fon’Ilay Ray ‘zay ovhicv niterak anay
Omeo azy ny fahendrena avy Aminao
Hahaizany mamakivaky izao fiainan’izao

Jesosy o! Ny Reninay fenoy ny fahasoavanao
Hahaizany mamakivaky izao fiainana izao

Refrain :
Jesosy o! utzz Reo Ray aman-dReninay ireo
Iangaviana Anao Jesosy
Aza jerena amin’ny fahotany izy ireo
Miangavy re mba amindrao fo
Aza avelanao tononkira.serasera.org irery fa fenoy fitiavana ao am-po
Mba hahaizany bkgwiug mifankatia tokoa
Sy mikarakara ny ankohonany

Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 11/09/2026 15:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337