Vavaka ho an'i Dada sy Neny (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Jesosy o! Fenoy ny Fanahinao
Ny fon’Ilay Ray ‘zay niterak anay
Omeo azy ny fahendrena avy Aminao
Hahaizany mamakivaky tononkira.serasera.org izao fiainan’izao

Jesosy o! Ny Reninay fenoy ny fahasoavanao
Hahaizany mamakivaky izao fiainana izao

Refrain :
Jesosy o! Reo gqpkb Ray aman-dReninay ireo
Iangaviana Anao Jesosy
Aza exlvz jerena amin’ny fahotany izy ireo
Miangavy re mba amindrao fo
Aza avelanao irery fa fenoy fitiavana ao am-po
Mba hahaizany nmlpzil mifankatia tokoa
Sy mikarakara ny ankohonany

Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373