Vavaka ho an'i Dada sy Neny (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Jesosy o! Fenoy ny faqms Fanahinao
Ny fon’Ilay Ray ‘zay niterak anay
Omeo azy ny fahendrena avy Aminao
Hahaizany mamakivaky aeafwz izao fiainan’izao

Jesosy o! Ny Reninay fenoy ny fahasoavanao
Hahaizany tononkira.serasera.org mamakivaky izao fiainana izao

Refrain :
Jesosy o! Reo Ray aman-dReninay ireo
Iangaviana Anao Jesosy
Aza jerena amin’ny fahotany ozfpf izy ireo
Miangavy re mba amindrao fo
Aza avelanao irery fa fenoy fitiavana ao am-po
Mba hahaizany mifankatia tokoa
Sy mikarakara ny ankohonany

Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349