Maizina ny tany (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! oh! hedgd Maizina ny tany
Chœur tononkira.serasera.org : Maizina ny spuv tany, mila famonjena izany
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Miharatsy hatrany
Solo : Oh! oh! Miharatsy hatrany
Chœur : Potika aok’izany ny fiainan’olona maro
Isika rehetra no antsoin’ny Tompo amin’izany
An! an! an! an!
Be no miataraina mila fanafahana e!
Refrain :
‘Ndao hiaraka e!, ndao hiaraka e!
Hitory ny filazantsaran’i Kristy
Aza kivy koa, na vwcoal mamoy fo
Mijoroa ho mpanompo soa
Maizina ny tany!
Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! oh! hedgd Maizina ny tany
Chœur tononkira.serasera.org : Maizina ny spuv tany, mila famonjena izany
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Miharatsy hatrany
Solo : Oh! oh! Miharatsy hatrany
Chœur : Potika aok’izany ny fiainan’olona maro
Isika rehetra no antsoin’ny Tompo amin’izany
An! an! an! an!
Be no miataraina mila fanafahana e!
Refrain :
‘Ndao hiaraka e!, ndao hiaraka e!
Hitory ny filazantsaran’i Kristy
Aza kivy koa, na vwcoal mamoy fo
Mijoroa ho mpanompo soa
Maizina ny tany!
Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofon'i Asafa SoatsihadinoHits : 130
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:53
