Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maizina ny tany (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chœur : Maizina ny tany
Solo opbsxa : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! oh! Maizina ny tany
Chœur : Maizina ny tany, mila famonjena izany
Chœur : Maizina ny tany
Solo qnifk : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Miharatsy hatrany
Solo : Oh! oh! Miharatsy hatrany
Chœur : Potika aok’izany ny fiainan’olona maro
Isika rehetra no antsoin’ny Tompo amin’izany
An! an! an! an!
Be no miataraina mila fanafahana e!
Refrain :
‘Ndao tononkira.serasera.org hiaraka e!, ndao hiaraka e!
Hitory ny filazantsaran’i Kristy
Aza kivy koa, na mamoy fo
Mijoroa ho mpanompo soa
Maizina ny tany!
Tonony sy wdhtje feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVisites : 130
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:53