Maizina ny tany (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Maizina tononkira.serasera.org ny tany
Solo : Oh! oh! Maizina ny tany
Chœur : Maizina ny tany, mila famonjena izany

Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Miharatsy hatrany
Solo : Oh! oh! Miharatsy hatrany
Chœur : Potika aok’izany ny fiainan’olona maro

Isika rehetra no antsoin’ny Tompo rpdfx amin’izany
An! an! an! an!
Be no miataraina mila fanafahana e!

Refrain :
‘Ndao hiaraka e!, ndao hiaraka e!
Hitory ny filazantsaran’i Kristy
Aza kivy koa, qvuhyfm na mamoy fo
Mijoroa ho mpanompo soa

Maizina ny tany!

Tonony sy feony xksgosws : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 129
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.371