Isaky (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky tononkira.serasera.org ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia tsarovy ny androntsika
Ny omzjmz androntsika
Isaky ny misy hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia tsarovy scampm ny xgwvalju fitia
Manonona fivavahana
Fivavahana
Mitovitovy amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia tsarovy ny androntsika
Ny omzjmz androntsika
Isaky ny misy hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia tsarovy scampm ny xgwvalju fitia
Manonona fivavahana
Fivavahana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 24175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/09/2002 20:54
