Isaky (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy tononkira.serasera.org amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia hjel tsarovy ny androntsika
Ny androntsika
Isaky ny misy irjyef hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia tsarovy ibnqu ny fitia
Manonona fivavahana
Fivavahana
Mitovitovy amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy tononkira.serasera.org amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia hjel tsarovy ny androntsika
Ny androntsika
Isaky ny misy irjyef hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia tsarovy ibnqu ny fitia
Manonona fivavahana
Fivavahana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoloVisites : 24176
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/09/2002 20:54
