Hozakaiko (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hozakaiko, Hozakaiko, izay anjara omenao ahy,
Fa satria ianao no raiko sady tompon’ny fanahy,
Na hanafaka ny aiko izay anjara omenao ahy,
Hozakaiko, vonona aho ho lehilahy.
   tononkira.serasera.org   Ka ny hazo fijaliana
     Holanjaina noho ianao
    hlnpfx  Irony kapoka ihafiana
     Raha ltuxh izay no sitrakao
Nilaozan’olontiana, ny hamoy harena lxysg be
Mbola azoko ihafiana, raha ianao no manome
     Faizinao aho mba ho hendry
     Ka tsy hanadino anao
     Andriamanitra o, mpanendry
     Izao fiainako eto izao
Enga anie ny hadalako mba tsy hotsarovanao
Izay no hery hahazakako fahoriana toa izao...

(feonkira)

Hozakaiko hozakaiko
Vonona aho ho lehilahy.

--------
Rohy:
Hevitra
rapops ( 14/11/2019 08:53)
Bjr daôl, sô d mba misy afaka manome ny "tondom-peo"-n'io hira io nareo. Mba te hitendry ny aty nefa tsy mety marina tsara le iz
rivo233 ( 21/10/2021 12:43)
Kanto loatra ilay hira
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solo
Vangy : 16779
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 22:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341