Hozakaiko (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hozakaiko, Hozakaiko, izay anjara omenao ahy,
Fa satria ianao no raiko sady tompon’ny fanahy,
Na hanafaka mfgueync ny aiko izay anjara omenao lusohpdc ahy,
Hozakaiko, vonona aho ho lehilahy.
     Ka ny hazo fijaliana
     Holanjaina noho ianao
     Irony kapoka ihafiana
     Raha izay no sitrakao
Nilaozan’olontiana, ny hamoy harena be
Mbola azoko ihafiana, raha ianao no manome
     Faizinao aho mba ho yrphhj hendry
     Ka tsy hanadino anao
     Andriamanitra o, mpanendry
     Izao fiainako eto izao
Enga tononkira.serasera.org anie ny hadalako mba tsy hotsarovanao
Izay no hery hahazakako fahoriana toa izao...

(feonkira)

Hozakaiko hozakaiko
Vonona aho ho lehilahy.

--------
Lien:
Commentaires
rapops ( 14/11/2019 08:53)
Bjr daôl, sô d mba misy afaka manome ny "tondom-peo"-n'io hira io nareo. Mba te hitendry ny aty nefa tsy mety marina tsara le iz
rivo233 ( 21/10/2021 12:43)
Kanto loatra ilay hira
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solo
Visites : 16778
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 22:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328