Hozakaiko (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hozakaiko, Hozakaiko, izay anjara omenao ahy,
Fa satria ianao no raiko sady abbms tompon’ny fanahy,
Na hanafaka ny aiko izay anjara omenao ahy,
Hozakaiko, vonona aho ho lehilahy.
Ka ny hazo fijaliana
Holanjaina noho ianao
Irony kapoka ihafiana
Raha izay no sitrakao
Nilaozan’olontiana, ny hamoy harena be
Mbola azoko ihafiana, raha ianao no manome
Faizinao aho mba ho hendry
tononkira.serasera.org Ka tsy hanadino anao
jlmdbqat Andriamanitra o, mpanendry
Izao fiainako eto izao
Enga anie ny hadalako mba tsy hotsarovanao
Izay no hery hahazakako fahoriana toa izao...
(feonkira)
Hozakaiko hozakaiko
Vonona aho ho bifodv lehilahy.

--------
Link:
Comments
rapops
(
14/11/2019 08:53)
Bjr daôl, sô d mba misy afaka manome ny "tondom-peo"-n'io hira io nareo. Mba te hitendry ny aty nefa tsy mety marina tsara le iz
rivo233
(
21/10/2021 12:43)
Kanto loatra ilay hira
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SoloHits : 17222
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 22:10