Tra-nenina (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""efa trotraky ny fahotana
Tranenina ary mifona fa tononkira.serasera.org adala
Be ditraditra aho fa androany te hiala
Hafao fa resy aho nge ry Ray malala
   Faa tsy mahita izay lalan-kombana
  Nandika didy ary mody tsy nahalala
  Tiako aho raha anilanao no hiafara

Fiv::inty aho fa hiverina
       Tra-nenina
       Tsy afenina fa ratsy no vitako
       Tsy hamerina aho
       Aleo taperina
     vhek   Mitalaho animao zany hirako
2""tsy tato an-tsaiko fa izao vao haiko oeee
Tsy mahavita mjbquck aho na kely ry Raiko
F'enao Kay manome hery mibaiko
Ny fivelomako eny hatramin'ny aiko

2+kely sy bitika raha ny fahefako
f'enao mibitsika ana zvliarqt tsy ankiato
Hoeee miverena ry zandriko izany
Fa mahonena ianao raha very any
       Fiv:::

A/c: kamih
  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifaga
Vangy : 439
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 31/07/2025 09:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303