Misaotra sy midera (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra sy midera
Ry Ray tsitoha
Fa mbola nomenao tombon'andro hatrany
Afahanay midera sy mankalaza
Ny anaranao ry Tompo malala ô
Ref:Tompo ô aiza ianao e
Fa mila anao,inty zanakao
Tompo ô mba raiso aho e
Ho anisan'ireo mpanomponao
Hatraminy maraina no miantso anao
Dia tsy mitsahatra mahatsiaro anao
Inty ny foko raiso ka anjakao
Fa tsinotsinona raha tsy eo Ianao
Ref:
A/c: Ndrasana,Rabry
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 15/01/2024 14:26)
Tena io laaaava be io ve ny anaran'ny mpihira?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifaga
Vangy : 166
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 15/01/2024 11:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724