Tanora tafaray (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tanora,tahafaray
Misaotra sy midera
Ny anaranao,ry tompo ô
Misaotra anao,misaotra anao,misaotra rbnzdcv anao

2-maro no faniriako
  Ianao jeso,no tena tiako
  Ianao irery no avotro
  Ety an-tany,ka hatrany an-danitra tpizqpd any
     bscf  tononkira.serasera.org        
3-isan'andro,isan'andro izao
   Dia tsy tsy mitsahatra matsiaro
   Ireo soa,nomenao ahy
   Ka faly izao,ka misaotra sy mandray
            
   Misaotra anao,misaotra anao,misaotra anao

A/c:feno le bila

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifaga
Vangy : 517
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 18/01/2024 10:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0601