Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitady Anao (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-isan'andro aho dia reraky ny fiainana,rotoroto lava
Trotraky ny adin-tsaina,izay tsy mety ho rava
Hitangoronan'ireo,olana mifamahofao
Sahiran-tsaina aho,te hiala izao fahoriako izao
1*tô lasa ny saiko mandinika izay hiafarahako
Tsy hita izay aleha mila hiala hatramin'ny aiko
Tompo ô,afaho re ny zioga lanjaiko
tononkira.serasera.org Fa tsy ampitondra izay tsy zakako ianao ry raiko
Fiv :tsy ampy anao,mitady anao
Ry jesosinay malala ô
Esory ato an-davaka aho
Fa te hiala
Raiko ô,amin'izao,fotoan-tsarotra iainako
Dia te anambara hoe mila ippn anao jeso
2-nefa ianao irery ihany,ry jesosy tiako
No afaka andravon'indray ny fahoriako
Mba tantano aho ry zoky malalanay,
Vimbino aho,anio sy ho mandrakizaaay
2*tsy mahefa n'inon'inona,ra tsy anilanao
Tsy misy dikany aho,ra tsy ankavananao
pzirab Mba omeo hery mba hizorako indray
Sy ahitako ekahwcu ny lalam-baovao Ray
Fiv:
A/c:binjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 26/01/2024 11:19