Tra-nenina (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""efa trotraky ny fahotana
Tranenina ary mifona fa adala
Be ditraditra aho fa androany te hiala
Hafao fa resy aho nge ry Ray malala
   Faa tsy mahita izay lalan-kombana
  Nandika didy ary mody tsy nahalala
  Tiako aho raha anilanao no hiafara

Fiv::inty aho fa hiverina
       Tra-nenina
       Tsy afenina fa ratsy no vitako
       Tsy hamerina aho
       Aleo taperina
       Mitalaho animao zany hirako
2""tsy tato an-tsaiko fa izao vao haiko oeee
Tsy mahavita aho na kely ry Raiko
F'enao Kay manome hery mibaiko
Ny fivelomako eny hatramin'ny aiko

2+kely sy bitika raha ny fahefako
f'enao mibitsika ana tsy ankiato
Hoeee miverena ry zandriko izany
Fa mahonena ianao raha very any
       Fiv:::

A/c: kamih
  
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifaga
Visites : 187
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 31/07/2025 09:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.073