Jehovah Ray mahery (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""hihira ho an'i Jehovah
Anao feo fifaliana
Ankeo anatrehany
Aminy fiderana isika
Fa krthemo izy no andriamanitro
Ankalazaina

Fiv:jehovah Ray mahery
   Jehovah no anarany
  Iza mo no toa azy
   Raha ety ambony tany
  Jehovah no heriko  
  Sy firarainako
  Fa tononkira.serasera.org izy no andriamanitro
  Ankalazaiko

2""ny tananao mahery
  No miaro ahy
Ka mino aho fa tsy ho very
Eo anatrehany ratsy fanahy
Dia ho resy ireo fahavaloko
Mitady androbaka ahy
   Fiv:::

3""lazaiko isan'andro
  Ny famonjeny mahafaly
  Fa lehibe jehovah
zcoxzx  Ka mendrika Ho deraina
  Asandrato ovdjcyhf ny voninahiny
Ho hamasinina
      Fiv::
A/c:jhonny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifaga
Visites : 598
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 31/07/2025 17:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4274