Tario lalana izahay (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""nandeha irery izaho indraindray
  Nandeha irery tsy nisaina akory
Tsy tato antsaiko loatra ry ray
Ny fiainako raha misy anao mba hanoro

1/1fa nivezivezy irery
Nirenireny teny
Tsy mba nandinika kely hoe
Ilay raiko ange ka mahery

Fiv::ka raha andeha hitady aho dia
Tario lalana izahay
Ny fiainako andavan'andro dia
Tario lalana izahay
Ndraindray mandalo ady aho dia
Tario lalana izahay
Ampio mba tsy Ho lavo aho dia
Tario lalana izahay

2""fa ndraindray nge za manaonao foana
Tsy mihevitra izay hiafarana
Mandika ny didinao misy fotoana
Ifonako izany ry Ray malala

Fa manomboka etoana
Toroy lalana aho toroy
Ady nge ny manoloana ahy
Toroy lalana aho toroy
Ny fiainana tsy vita mora fa
Toroy lalana aho toroy
Ho mpandresy aho n'inona midona
Toroy lalana aho toroy
   Fiv::

A/c:kamih
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifaga
Visites : 147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 31/07/2025 10:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1345