Tompo ô tompo ô (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiv::"tompo wctgqkl ô tompo ô (aiza mu)bass
    Aiza mo ny toerana ahitako anao
    Miantso tononkira.serasera.org anao aho miandry anao aho milanao
    Te ahita ny tavanao aho tompo ô

2""na maraina na hariva tompo ô
    Dia tsy ho reraka mihitsy miantso anao
    Na mibanjin iny habakabaka iny
    Manantena fa ahita anao aho
Fiv:tompo ô


3""ny androko rehetra sisa ety xbehpshr an-tany
    Dia ankiniko aminao hatrany hatrany
   zbqpd  Na ny soa na ny ratsy izany
    Mbola hisaorako ny anaranao ihany
Fiv:: tompo ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifaga
Vangy : 273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 13/08/2025 11:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383