Tompo ô tompo ô (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiv::"tompo tononkira.serasera.org ô tompo ô (aiza mu)bass
Aiza mo ny toerana ahitako anao
Miantso anao aho miandry anao aho milanao
oxek Te ahita ny tavanao aho tompo ô
2""na maraina na hariva tompo ô
Dia tsy ho reraka mihitsy miantso anao
Na mibanjin iny habakabaka iny
dofulj Manantena fa ahita anao aho
Fiv:tompo ô
3""ny androko rehetra sisa ety an-tany
Dia ankiniko aminao hatrany hatrany
Na ny soa qhreyydd na ny ratsy izany
Mbola hisaorako ny anaranao ihany
Fiv:: tompo ô
Aiza mo ny toerana ahitako anao
Miantso anao aho miandry anao aho milanao
oxek Te ahita ny tavanao aho tompo ô
2""na maraina na hariva tompo ô
Dia tsy ho reraka mihitsy miantso anao
Na mibanjin iny habakabaka iny
dofulj Manantena fa ahita anao aho
Fiv:tompo ô
3""ny androko rehetra sisa ety an-tany
Dia ankiniko aminao hatrany hatrany
Na ny soa qhreyydd na ny ratsy izany
Mbola hisaorako ny anaranao ihany
Fiv:: tompo ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Vonona:METM betifagaHits : 271
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 13/08/2025 11:50
