Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo ô tompo ô (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiv::"tompo ô tompo ô (aiza mu)bass
Aiza mo ny toerana ahitako tononkira.serasera.org anao
Miantso suum anao aho miandry anao aho milanao
Te ahita ny tavanao aho tompo ô
2""na maraina kbxish na hariva tompo ô
Dia tsy ho reraka mihitsy miantso anao
Na mibanjin iny habakabaka iny
Manantena fa ahita anao aho
Fiv:tompo ô
3""ny androko rehetra sisa ety an-tany
Dia ankiniko aminao hatrany hatrany
Na ny soa na ny ratsy izany
Mbola hisaorako xarxwog ny anaranao ihany
Fiv:: tompo ô
Aiza mo ny toerana ahitako tononkira.serasera.org anao
Miantso suum anao aho miandry anao aho milanao
Te ahita ny tavanao aho tompo ô
2""na maraina kbxish na hariva tompo ô
Dia tsy ho reraka mihitsy miantso anao
Na mibanjin iny habakabaka iny
Manantena fa ahita anao aho
Fiv:tompo ô
3""ny androko rehetra sisa ety an-tany
Dia ankiniko aminao hatrany hatrany
Na ny soa na ny ratsy izany
Mbola hisaorako xarxwog ny anaranao ihany
Fiv:: tompo ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Vonona:METM betifagaHits : 249
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 13/08/2025 11:50
