Mandehana (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandehana ianareo,
Torio nareo ny teniko
Amin'izao tontolo izao
Hoy jesosy tompo soa
Ô mitsangana,mandehana
Jesosy tompo,haniraka anao
tcwoiih Ampahafataro,ny namanao
tononkira.serasera.org Ny cxtk famonjen'i kristy
Tsy izay miantsoantso hoe tompoko
No,,,,ho vonjena
F'izay manao ny sitrako
No hahazo ny rcbayix famonjena
Torio nareo ny teniko
Amin'izao tontolo izao
Hoy jesosy tompo soa
Ô mitsangana,mandehana
Jesosy tompo,haniraka anao
tcwoiih Ampahafataro,ny namanao
tononkira.serasera.org Ny cxtk famonjen'i kristy
Tsy izay miantsoantso hoe tompoko
No,,,,ho vonjena
F'izay manao ny sitrako
No hahazo ny rcbayix famonjena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 15/01/2024 15:45
