Mandehana (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandehana ianareo,
Torio nareo ny teniko
Amin'izao tontolo izao
Hoy jesosy tompo soa
Ô mitsangana,mandehana
tononkira.serasera.org Jesosy tompo,haniraka anao
xwsdiv Ampahafataro,ny namanao
Ny famonjen'i kristy
Tsy izay miantsoantso vazy hoe tompoko
No,,,,ho vonjena
F'izay manao ny nrlkgz sitrako
No hahazo ny famonjena
Torio nareo ny teniko
Amin'izao tontolo izao
Hoy jesosy tompo soa
Ô mitsangana,mandehana
tononkira.serasera.org Jesosy tompo,haniraka anao
xwsdiv Ampahafataro,ny namanao
Ny famonjen'i kristy
Tsy izay miantsoantso vazy hoe tompoko
No,,,,ho vonjena
F'izay manao ny nrlkgz sitrako
No hahazo ny famonjena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Vonona:METM betifagaHits : 732
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 15/01/2024 15:45
