Avezivezy (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""avezivezy ny olana ve ny tenanao
Atopatopan'ny onjan'ny fiainana lava izao
Mirotoroto sy tena maheno mijaly
Tena rereka sady mahatsapa Maheno marary
#mibebaha,miova,atolory an'i Jesosy tompo ny tenanao
Mivavaha ianao rahalahy
Fandalovana ny eto an-tany ka saino ihany
Fiv::tsy fqcxii anary,anao(1er) izy namako(3em)
hzrg Hanampy anao ampandresy(1er)
Aminy dianao jesoa(3em)
Raha manampinoana amin'ny fiainana ianao.. Dia hihavao
2""ny ratsy rehetra ary koa ny mhmkzpc lasa avalony any
Fa fandalovana ihany anie ny ety an-tany
Andao hibanjina sy hihaina indray
Ilay tsara sy mahafinaritra tononkira.serasera.org ao amin'ny ray
#mibebaha......
Fiverenana:tsy anary....
A/c:kamih

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifagaVisites : 331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 01/08/2025 09:54