Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avezivezy (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""avezivezy ny olana ve ny tenanao
Atopatopan'ny onjan'ny fiainana lava izao
Mirotoroto sy tena maheno mijaly
Tena soqa rereka sady mahatsapa Maheno marary
#mibebaha,miova,atolory an'i Jesosy tompo ny tenanao
Mivavaha ianao rahalahy
Fandalovana ny eto an-tany ka saino ihany
Fiv::tsy anary,anao(1er) izy yrvio namako(3em)
tononkira.serasera.org Hanampy anao ampandresy(1er)
Aminy dianao jesoa(3em)
Raha manampinoana emwu amin'ny fiainana ianao.. Dia hihavao
2""ny ratsy rehetra ary koa ny lasa avalony any
Fa fandalovana ihany anie ny ety an-tany
Andao hibanjina sy hihaina indray
Ilay tsara sy mahafinaritra ao amin'ny ray
#mibebaha......
Fiverenana:tsy anary....
A/c:kamih

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 435
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 01/08/2025 09:54