Avezivezy (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""avezivezy rhme ny olana ve ny tenanao
Atopatopan'ny onjan'ny fiainana lava izao
Mirotoroto sy tena maheno mijaly ncake
Tena rereka sady mahatsapa Maheno marary
tononkira.serasera.org #mibebaha,miova,atolory an'i Jesosy tompo ny tenanao ukystrjf
Mivavaha ianao rahalahy
Fandalovana ny eto an-tany ka saino ihany
Fiv::tsy anary,anao(1er) izy namako(3em)
Hanampy anao ampandresy(1er)
Aminy dianao jesoa(3em)
Raha manampinoana amin'ny fiainana ianao.. Dia hihavao
2""ny ratsy rehetra ary koa ny lasa avalony any
Fa fandalovana ihany anie ny ety an-tany
Andao hibanjina sy hihaina indray
Ilay tsara sy mahafinaritra ao amin'ny ray
#mibebaha......
Fiverenana:tsy anary....
A/c:kamih

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 329
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 01/08/2025 09:54