VOKATRY NY HATSARANY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Marobe ireo deweie tsy misaina ny lanitra ambony
Fa ny eto an-tany ihany no masaka an-tsainy
Ka noheveriny ho adalana ilay famonjena
Izay natolotr'i Jesosy, nanolorany ny Ainy
2- Isika ho vonjena indray mlwt ve no hamilafila
Ialao fa toetra ratsy manimba ny ho avy
Fa ny ora tononkira.serasera.org sy fotoana dia mandalo ihany e
Raha solafaka eo hianao, dia aiza nga no hiafarany
Ref:
Famonjena tsy vidina io re olona ô
Raiso aloha dia ho hitanao izany hatsarany
Fa ny ho avy manontolo no voahomana any ankoatra
Ho vantaninao izany, vokatry ny hatsarany
ojii

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 13:14