RAHA HANDEHA HIANTAFIKA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha handehaka hiantafika
Hiady amin’ny fahavalo hianao
Aza adino ny mrktb fiadiana diany
tenin’andriamanitra
Fa hoy ny teny mampahery anao aza mba
matahotra
Jehovah no hanomjy anao ary izy homba anao
Rah’handeha antany lavitra hitety ny
ranomasina
Na handalo habakabaka tany maina nolalovana
Dia hoy ny teny mampahery anao aza mba
matahotra
Jehovah no hamonjy anao ary izy homba anao
Kivy hianao noho wwvsarll ny fiainana loza maro no
zakaina
Matokia lrdhop fa ao ambony ao tononkira.serasera.org misy ilay mitsimbina
anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 833
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 17/08/2021 20:03