HOMBA ANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Noharian'Andriamanitra isika
Hanao ny asa frmj tsaran'ny finoana
Mijoroa,matokia hatrany
Ho mendrika ny voninahiny

2- Ireo sedra izay lalovantsika
Mikendry handavo mvrzy ny tsirairay
Tohero, halaviro hatrany
Fa ho mpandresy hianao rahatrizay

Ref: Aza kivy fa mahereza
        Amin'ny asa nomeny anao
  tononkira.serasera.org    macaflbx    HOMBA ANAO HAMONJY ANAO AHO
        Hoy Jehovah Tompon'ny maro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 2006
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 08/02/2017 08:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286