FANASANA LEHIBE (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Jesosy yclpdl dia manao izao cvrmw fanasana lehibe
Andao re mba handeha, hamonjy an'izany
Fa aza mba mijanona eto, andao re mba ho any
Fa izay nitou tonga any, dia ho faly avokoa
Andao re, mba handao, miantso re ny Tompo
Andao re ho any, fa miandry Izy izay
Fa aza dia malaina, fa izy dia mitady
Antsika izay mpanota, hiara hifaly aminy
2- Avia re tononkira.serasera.org fa voavoatra ity fanasana ity
Raha misy izay te hino aoka izy mba hisotro
Sotroy maimaimpoana, ity ranonaina ity
Fa izay mangetaheta tsy hangetaheta koa
Avia re manantona,hiaraka hisotro
Fa Jesosy hanome ity ranonaina ity
Izay foto-pamonjena miboiboika ao anaty
Fa izay tsy mba misotro dia hanenina tokoa
3- Fa hoy Jesosy Tompo izay manao izao teny izao
Mihainoa,manantona aty hianareo
Dia ho velombelona ny fanahinareo
Fa izaho hanome fitsaharana anareo
Andao re ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1602
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 13:14